2019-11-05 23:23:25 +00:00
|
|
|
\v 3Ary Jodasy, le namadika an'Azy, rafa naita fa vôeloka Jesosy, de nibebaka izy reo namerina reo volafotsy telopolo tamin'reo leiben'ny mpisorana sy reo loholona, \v 4ary niteny hoe: "Nanota za tamin'ny namadiko rà tsy manan-tsiny." Fa zareo niteny hoe: "Aônay ino? Anao zany." \v 5De natsipiny takao an-tempoly reo volafotsy, ary nanainga, sy nivôka ary nagnantona ny tegnany Izy.
|