2020-03-25 01:05:08 +00:00
|
|
|
\v 41 Ôtrany zany ko reo leiben'ny mpisorona nagneso an'Azy, niaraka tamin-reo mpanora-dalàna sy reo loholona, ary nitare hoe: \v 42 "Nagnavotra reo afa Izy, fa tsy afaka magnavotra ny tegnany. Izy no mpanjakan'Israely. Avelao Izy hidigna akegny amin'ny hazofijalina, ary de hino an'Azy isika.
|