plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/09.txt

1 line
277 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

\v 9 Ka ho atolotr'zareo ho amin'ny fahoriana anareo ary ho voniny. Ho halan'ny firenena daôly anareo nohon'ny agnarako. \v 10 Ary betsaka ny ho tafitôna, ary hifamadika sy hifankahala ny tsiraikaraika. \v 11 Mpaminagny sandoka betsaka no hitsangana ka hamitaka ôla betsaka.