plt-x-sihanaka_mat_text_reg/11/04.txt

1 line
338 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2020-03-23 22:05:36 +00:00
\v 4 Jesosy namaly ary nitare an'azy reo hoe: "Mandeana ary taravo amin'i Jaona ze tazagnareo sy reigninareo." \v 5 Mahiratra reo jamba, mande reo ôla malemy, madio reo boka, mareigny ndre reo ôla maregnina, atsanga-ko velona reo ôla maty, ary agnambarao reo vaovao mafaly ny mahantra.\v 6 Sambatra ze tsy tafintohina noho ny Amina."