plt-x-sihanaka_luk_text_reg/20/37.txt

1 line
298 B
Plaintext

\v 37 Fa ny maty de natsangana, na Mosesy aza nampiseho, teo am'le toerana ze nisy ny vôroy, ze nagnantsovany ny Tompo ho Andriamanitr'i Abrahama sy Andriamanitr'i Isaka ary Andriamanitr'i Jakaba. \v 38 Ary Izy de tsy Andriamanitry ny maty, fa ny velona, satria ny daôly de velona akao amin'Azy.