plt-x-sihanaka_luk_text_reg/15/13.txt

1 line
279 B
Plaintext

\v 13 Tsy efa tafaran'zay nangorogna ny anjarany daôly le faralà nande tamin'ny firenena hafa lavitra, ary taigny izy no nandany reo anjarany daôly tamin'ny fiaignan-dratsy. \v 14 Ary rafa laniny daôly reo, de nisy silaona mafy be tam'io firenena io, ka nomboka sahirana izy.