plt-x-sihanaka_luk_text_reg/10/25.txt

1 line
600 B
Plaintext

\v 25 Io misy mpampianatra ny lalàn'ny Jiosy raika nitsangana mba hitsarapa an'Azy, ka nilaza hoe: 'Mpampianatra o, ino no tsy maintsy hataoko mba handova ny fiaignana mandrakizay? \v 26 Jesosy niteny tamin'azy hoe: "Ino no vôsoratra akao amin'ny lalàna? Manakôry ny famakinao an'zany? \v 27 Nagnome valiteny izy de niteny hoe: "Tiavo ny Tompo Andriamanitrao amin'ny fonao daôly, amin'ny fagnahianao manontolo, amin'ny herinao manontolo, ary amin'ny fisainanao manontolo, ary ny namanao salan'ny tegnanao.' \v 28 Jesosy niteny tamin'azy hoe: "Marina ny navalinao. Ataovy zany de ho velona enao."