plt-x-sihanaka_luk_text_reg/21/01.txt

1 line
479 B
Plaintext

\v 1 Jesosy nanipy ny masony ka natazagna reo leila manan-karena ze nandrotsaka ny fagnatitr'jareo tao amin'ny fandatsan-drakitra. \v 2 Natazagna mpitondra-tegna mahantra raika nandrotsaka farantsa rôy tao Izy. \v 3 Ka ozy Izy hoe: "Lazaiko marina aminareo, ty mpitondra-tegna mahantra ty de nandrotsaka betsaka no izy daôly. \v 4 Reo daôly reo de nagnome fagnatitra araka ny haben'ny hareny. Fa ty mpitondra-tegna ty, tamin'ny fantrany, de nandrotsaka ny fivelomany daôly."