plt-x-sihanaka_luk_text_reg/17/05.txt

1 line
261 B
Plaintext

\v 5 Reo Apostoly nitare tamin'ny Tompo hoe: "Ampitomboy ny finoanay." \v 6 Ny Tompo nitare hoe: "Raha managna finoana salan'ny vôtsinampy anareo, de afaka mitare amin'io vôroihazo io hoe: "Miongota, ary maniria aigny an-dranomasina," de hagneky an'nareo izy.