plt-x-sihanaka_luk_text_reg/08/09.txt

1 line
310 B
Plaintext

\v 9 Nagnontany an'Azy reo mpianany ny amin'ny ten'zany fagnoharana zany lazaina.\v 10 Ozy hoe: "Ny falalana ny ra misitrika an'ny Fanjakan'Andriamanitra de namena an'nareo, fa ho an'ny hafa de mikoragna amin'ny fagnoharana Za, mbô tsy hatazagna zareo na de mahita aza, ary tsy hafantatra na de naregny aza."