plt-x-sihanaka_luk_text_reg/07/11.txt

1 line
735 B
Plaintext

\v 11 Tafara kelin'zany, de nande taigny amin'ny tanàna atao hoe Naina i Jesosy, ary niaraka tamin'azy reo mpianany sy reo vahôka betsaka be. \v 12 Raha nagnankeky ny vavahadin'ny tanàna Izy, indro, nisy leila raika efa maty nentina nivôka, zanaka lahitokan'ny reniny (ze magnanotegna), ary vahôka betsaka be avy akao amin'ny tanàna no niaraka tamin'azy.\v 13 Nony natazagna an'azy ny Tompo, de nangoraka tanteraka an'azy ka nagnano tamin'azy hoe: "Aza mitomagny." \v 14 Avekeo de niakatra Izy ary nikasika an'le vata ze nitondran-jareo an'le razagna, ary nijanona reo nitondra an'zany. Ozy hoe: "Ô gaogna, ozy Za aminao, merena." \v 15 De nifô le maty ka nanomboka nikoragna, ary Jesosy nanolotra an'azy takeo amin'ny reniny.