plt-x-sihanaka_luk_text_reg/01/56.txt

1 line
349 B
Plaintext

\v 56 Nijanona nitôtra tao amin'i Elizabeta teo amin'ny telo volana i Maria ary avy akeo niverigna nody taigny an-dragno izy. \v 57 Ary tonga ny fotôna hiterahan'i Elizabeta ny zanany ary niteraka zazalà izy. \v 58 Nareigny ny famindram-po gedabe nataon'ny Tompo tamin'ny reo mpiara-monina amin'azy sy reo havany, ary niara-paly tamin'azy zareo.