plt-x-sihanaka_luk_text_reg/04/09.txt

1 line
398 B
Plaintext

\v 9 \v 10 \v 11 Avy akeo ny devoly de nitondra an'i Jesosy taigny Jerosalema ary nataony taigny amin'ny fara-tampon'ny tempoly, ary nitare tamin'Azy hoe: "Raha zanak'Andriamanitra Anao, de alavô avy aty ny tegnanao. Satria efa vôsoratra hoe: 'Hibaiko ny Anjeliny ny aminao Izy, mbô hiaro an'nao,' ary, 'Zareo hanandratra an'nao amin'ny tagnany, mbô tsy ho tafitona amin'ny vato ny tongotrao.'"