plt-x-sihanaka_luk_text_reg/04/33.txt

1 line
285 B
Plaintext

Ary takao amin'ny Synagoga de nisy leila ze nitôran'ny fagnahy maloton'ny demonia, ary izy de nilelalela tamin'ny feo mafy hoe: "Ah! Ino no ifandraisanay Aminao, ry Jesosy avy aigny Nazareta? Tonga mboô hamotika an'nay ma Anao? Fantatro hoe iza Anao - le Raika Masin'Andriamanitra!"