plt-x-sihanaka_luk_text_reg/04/05.txt

1 line
371 B
Plaintext

Avy akeo nentin'ny devoly taigny amin'ny tôrana agnambo Jesosy ary nabôgnany an'Azy vetiketika daôly ny fanjakana daôlin'zao tontolo zao. Ny devoly nitare tamin'Azy hoe: "Ameko An'nao ny fahefana daôly sy ny famirapiratana daôly, satria efa namena anà reo, ary ameko ny ôla ze teko amena an'azy. Noho zany, raha menkotra sy manompo anà Anao, de ho lasanao zany."