plt-x-sihanaka_luk_text_reg/16/25.txt

1 line
397 B
Plaintext

\v 25 Fa Abrahama niteny hoe: "Anaka, tadidio fa tamin'ny androm-piaignanao de nahazao ra tsara enao, ary ny an'i Lazarosy kosany ra ratsy. Fa am'zao izy aty de vôtambitamby, ary enao akao amin'ny fangirifiriana.\v 26 Ankôtran'zany rafa zany, de nisy tevana geda be napetraka, mba tsy ho afaka hempita ze te-hempita avy aketo mankeny aminareo, ary tsisy afaka hempita avy aigny hankaty aminay."