plt-x-sihanaka_luk_text_reg/11/49.txt

1 line
501 B
Plaintext

\v 49 No zany fôgna kô, no nanambaran'ny fahedren'Andriamanitra hoe: "Hande mpaminagny sy apostoly am'jareo Za, ary zareo hamono sy hanejika ny sasagny am'jareo." \v 50 Ty taranaka ty, zany no tompon'andraikitra amin'ny ràn'reo mpaminagny daôly nilatsaka hatramin'ny naharian'zao tontolo zao, \v 51 nanomboka teo amin'ny ràn'i Abela ka hatramin'ny ràn'i Zakaria, ze novonoina teo agnelanelan'ny alitara sy ny fitoerana masina. Eny, lazaiko marina aminareo, fa ty taranaka ty no ho tompon'antoka.