plt-x-sihanaka_luk_text_reg/11/47.txt

1 line
253 B
Plaintext

\v 47 Loza ho an'nareo, satria magnorina fasagna ho an'reo mpaminagny anareo, nefa ny razambenaroe no namono an'azy reo. \v 48 Ka vavolombelona ary magneiky ny asan'ny razanareo nareo, fa namono an'azy reo tokoa izy reo ary nareo no manorina ny fasagny.