plt-x-sihanaka_luk_text_reg/14/31.txt

1 line
460 B
Plaintext

Na kô mpanjaka ino, raha hande hifanetra amin'ny mpanjaka hafa amin'ny ady, no tsy hipetraka alô ary haka hevitra raha miaraka amin'ny leila ray alina de afaka hiady mpanjaka hafa ze tonga magnohitra an'azy miaraka amin'ny leila roa alina? Raha tsy zany, raha mbôla lavitra ny tafika hafa, de mandefa antoko izy ary mangataka fepetra ho amin'ny fihavanana. Ka noho zany, n'iza n'iza aminareo tsy mahafoy ze daôly hanagnany de tsy afaka ny ho mpianatro izy.