1 line
487 B
Plaintext
1 line
487 B
Plaintext
\v 7 \v 8 \v 9 Rafa tsikaritr'i Jesosy ny fomba fisafidianan'reo ze nisaigna ny tôram-boninatra, nagnano fagnoharana izy, nikoragna tamin-jareo hoe: "Rafa asaina amin'ny lanonam-panambadena anareo, aza mipetraka akeo amin'ny tôram-boninatra, satria maty nisy ôla nasaina mbôla manam-boninatra noho anareo. Rafa tonga le ôla ze nanasa an'nareo, de hiteny an'nareo izy hoe: 'Ameo an'ty ôlon-kafa ty ny tôranao,' ary am-pamenarana no andehananareo hamonjy ny tôrana ambany ndrindra. |