1 line
401 B
Plaintext
1 line
401 B
Plaintext
Ozy Za aminareo, ze daôly maneky Anà akeo agnatrehan'ôla, ny Zanak'ôla iany kô de haneky an'azy akeo agnatrehan'reo anjelin'Andriamanitra, fa ze mandà Anà akeo agnatrehan'ny ôla de ho lavina akeo agnatrehan'reo anjelin'Andriamanitra. Ze daôly mikoragna magnohitra ny Zanak'Ôla, de ho avela amin'azy zany, fa ze daôly mikoragna ratsy magnohitra ny Fanahy Masina kosa, de tsy ho vôvela zany. |