Tam'zany, rafa niara-niangona ny vahôka agn'arivony maro, betsaka lôtra haigny ka nifagnitsa-kitro zareo, vôlôny ndrindra de nanomboka nitare tam'reo mpianany Izy hoe: "Tandremo ny masirasiran'reo Fariseo, ze fetsarambelatsy.