plt-x-sihanaka_luk_text_reg/09/41.txt

1 line
409 B
Plaintext

Namaly Jesosy ka nagnano hoe: "Aareo tsy mpino sy taranaka ratsy fitondran-tegna, hafirina ma no tsy maintsy hipitrako miaraka aminareo sy hiaretako miaraka aminareo? Ento makaty ny zanakao lahy." Rafa nagnantona le zaza lahy, de natsipin'ny demonia tamin'ny tany izy ary nampihinjitsinjitra an'azy. Fa Jesosy niteny mafy le fanahy maloto ary nagnasitrana le zaza lahy, ary namerina an'azy tany amin'ny rainy.