plt-x-sihanaka_luk_text_reg/04/42.txt

1 line
494 B
Plaintext

\v 42 \v 43 \v 44 Vô ampôlakeka, de nandeha taigny amin'ny toerana mangingina Izy. Vahôka betsaka be no nikaraka an'Azy ary nankaigny amin'ny toerana ze nisy an'Azy. Zareo de niezaka nitàna an'Azy mbô tsy hiala akeo amin-jareo. Fa Izy nitare tamin-jareo hoe: "Tsy maintsy mitory ny vaovao mahafaly momba ny Fanjakan'Andriamanitra amin'ny tanàna betsaka hafa iany kô Za. Satria zany no antony nagniràna Anà taty. Avy akeo Izy de nanohy nitory takao am'reo Synagoga magnerana an'i Jodia.