plt-x-sihanaka_luk_text_reg/04/38.txt

1 line
328 B
Plaintext

De nandao ny Synagoga Jesosy ary niditra takao an-dragnon'i Simona, ary nampijalian'ny tazo mahery ny rafozam-bavin'i Simona, ary niangavy tamin'Azy zareo mbô hagnasitrana an'azy. Ka nitsangana takeo agnolôny Izy ary nitare mafy ny tazo, de niala tamin'azy zany. Avy hatraigny izy de nitsangana ary nanomboka nanompo an-jareo.