plt-x-sihanaka_luk_text_reg/04/23.txt

1 line
312 B
Plaintext

Izy nitare tamin-jareo hoe: "Azo antoka fa hilaza ty ohabolagna ty Aminà anareo hoe: 'Dokotera, sitrano ny tegnanao. Na ino na ino regninay fa nataonao takao Kapernaomy, de magnanôva ôtran'zany aigny amin'ny taninao.' Nefa nitare Izy hoe: "Lazaiko marina aminareo, tsisy mpaminagny voaray akao amin'ny taniny.