plt-x-sihanaka_luk_text_reg/04/16.txt

1 line
308 B
Plaintext

\v 16 \v 17 Nande taigny Nazareta Izy, le tanàna nahageda an'Azy, ary araka ny fomba fataony, de niditra takao amin'ny Synagoga tamin'ny andro Sabata Izy ka nitsangana mbô hamaky teny mafy. Natolotra an'Azy ny horognan-taratasin'Isaia mpaminagny. Nosokafiny le boky ary hitany ny toerana nanoratana an'azy,