plt-x-sihanaka_luk_text_reg/04/01.txt

1 line
322 B
Plaintext

\v 1 Tafaran'zany Jesosy, rafa feno ny Fagnahy Masina, de niverigna avy taigny amin'ny reniranon'ny Jordana, ary nentin'ny Fanahy Masina taigny agn'efitra\v 2 ze nangalan'ny devoly fagnahy an'Azy nandritry ny efapolo andro. Tsy nihinana na ino na ino Izy nandritra reo andro reo, ary tamin'ny fotôna farany de nôna izy.