plt-x-sihanaka_luk_text_reg/02/45.txt

1 line
350 B
Plaintext

\v 45 \v 46 \v 47 Rafa tsy hitan-jareo Izy, de niverina taigny Jerosalema zareo ka nagnomboka nikaraka an'Azy taigny. Nony afaka telo andro, de tazagn-jareo takao an-tempoly Izy, nipetraka takeo ampovôn'reo mpampianatra, nihaino an-jareo sy nametraka fagnontanena tamin-jareo. Ze daôly naregny an'Azy de gaga tamin'ny fahalalany sy reo valinteniny.