plt-x-sihanaka_luk_text_reg/02/22.txt

1 line
466 B
Plaintext

\v 22 \v 23 \v 24 Ary rafa dila ny isan'ny andro notakiana hidiovany, araka ny lalàn'i Mosesy, de nitondra an'azy niakatra ho akaigny an-tempoly tao Jerosalema i Maria sy Josefa mbô hagnolotra an'Azy akeo amin'ny Tompo. Araka ze vôsoratra akao amin'ny lalàn'ny Tompo hoe: "Ny lahy daôly ze vôlôn-teraka de hatokana ho an'ny Tompo." Noho zany de nagnolotra sorogna araka ze vôlaza akao amin'ny lalàn'ny Tompo zareo, "domohina roey na zanaka voromelala roey."