plt-x-sihanaka_luk_text_reg/02/17.txt

1 line
484 B
Plaintext

\v 17 \v 18 \v 19 \v 20 Tafaran'ny natazagnan-jareo an'Azy, de nampafantarin-jareo ny ra daôly notaravigna an-jareo momba an'io zaza io. Ze daôly naregny an'zany de gaga ny amin'ny notaravin'ny mpiambin'ondry tamin-jareo. Fa Maria kosa nanohy nieritreritra momba ny ra daôly ze regny, ary nitahiry regny takao am-pony. Niverigna reo mpiambin'ondry, nagnome voninatra sy nankalaza an'Andriamanitra noho ny ra daôly ze regnin-jareo sy tazagn-jareo, araka ze notaravigna tamin-jareo.