plt-x-sihanaka_luk_text_reg/02/15.txt

1 line
345 B
Plaintext

Ary rafa niala takeo amin-jareo nankaigny an-dagnitra reo anjely, ny mpiandry ondry nikoragna hoe: "Andao tsikana zao ho akaigny Betlehema, ary hikaraka zany ra nitranga zany, ze nampahafantarin'ny Tompo antsikana zany." Nande malaky taigny zareo ary natazagna an'i Maria sy Josefa, ary natazagna zazakely nandry takeo amin'ny fihinanam-bilona.