plt-x-sihanaka_luk_text_reg/02/10.txt

1 line
360 B
Plaintext

De nitare tamin-jareo ny anjely nagnano hoe: "Aza matatra, fa hitondra vaovao tsara ze hitondra hafalena gedabe ho an'ny ôla daôly za. Gniany de nisy mpagnavotra ze teraka ho an'nareo aigny an-tanànan'i Davida! Izy no Kristy Tompo! Zao no famantarana ze amena an'nareo: Hatazagna zazakely mitafy lamban-jaza ary mandry akeo amin'ny fihinanam-bilona anareo."