plt-x-sihanaka_luk_text_reg/02/08.txt

1 line
243 B
Plaintext

Nisy mpiambin'ondry tam'zany faritra zany ze nijanona taigny an-tsaha, niambina ny andian'ondriny tamin'ny alina. Nisy anjelin'ny Tompo nibôgna tamin-jareo, ary ny voninahitry ny Tompo namirapiratra magnodidigna an'azy, ary raiki-tatra zareo.