plt-x-sihanaka_luk_text_reg/02/04.txt

1 line
291 B
Plaintext

De nande niakatra avy taigny Galilia kô Josefa, avy taigny an-tanànan'ny Nazareta, ho aigny Jodia, tanànan'i David ze antsovina hoe Betlehema, satria izy avy amin'ny tragno sy fianakaven'i Davida. Nande taigny izy mbô hisoratra agnarana niaraka tamin'i Maria, ze fofom-badiny ary bevoka.