1 line
285 B
Plaintext
1 line
285 B
Plaintext
Ary takao amin'ny Synagoga de nisy leila ze nitôran'ny fagnahy maloton'ny demonia, ary izy de nilelalela tamin'ny feo mafy hoe: "Ah! Ino no ifandraisanay Aminao, ry Jesosy avy aigny Nazareta? Tonga mboô hamotika an'nay ma Anao? Fantatro hoe iza Anao - le Raika Masin'Andriamanitra!" |