\v 14 \v 15 Avy akeo Jesosy niverigna taigny Galilia tamin'ny herin'ny Fanahy, ary ny vaovao momba an'Azy de efa niely nanerana ny faritra magnodidina daôly. De nanomboka nampianatra takao amin'ny Synagogan-jareo Izy ary noderain'ny daôly.