plt-x-sihanaka_luk_text_reg/19/41.txt

1 line
236 B
Plaintext

\v 41 \v 42 Rafa nagnantona ny tanàna Jesosy, de nitomany an'azy, nitareo hoe: "Raha mbô fantatrao mantsy am'zao andro zao, iôny anao, reo ra ze mitondra fiadanana ho an'nao! Nefa am'zao fotôna zao regny de miafina amin'ny masonao.