plt-x-sihanaka_luk_text_reg/19/37.txt

1 line
346 B
Plaintext

Ary rafa nagnakaiky an'le tôrana fidirana amin'ny tendrombotr'Oliva Izy, de nagnomboka nifaly reo mpianany maro be ary nidera an'Andriamanitra tamin'ny feo mafy nohon'ny asa lehibe daôly ze hitan-jareo, nitare hoe: "Deraina anie ny mpanjaka ze avy amin'ny agnaran'ny Tompo! Fiadanana aigny an-dagnitra ary voninatra aigny amin'ny avo ndrindra!"