plt-x-sihanaka_luk_text_reg/07/44.txt

1 line
353 B
Plaintext

Ary Jesosy nitodika taigny am'le vevavy ka nitare tamin'i Simona hoe: "Tazagnao io vevavy io. Niditra tato an-tragnonao Za. Tsy nagnome rano hanasagna ny tongotro anao, fa izy nandena reo tongotro tamin'ny ranomasony ary namafa an'azy tamin'ny volon-dôny. Tsy nagnoroka Anà anao, fa hatram'ze nidirako tato de tsy nitsahatra nagnoroka ny tongotro izy.