plt-x-sihanaka_luk_text_reg/06/49.txt

1 line
239 B
Plaintext

\v 49 Ary ze ôla mareigny ny teniko nefa tsy mankatô an'zany, de salan'ny ôla ze manangana tragno teo ambonin'ny tany ka tsy nagnisy fototra. Rafa nandreka namely io trano io ny rano be, de nirodana, ary rava tanteraka zany tragno zany?