plt-x-sihanaka_luk_text_reg/10/40.txt

1 line
423 B
Plaintext

\v 40 Fa Marta sahirana be tamin'ny fikarakarana ny ahanina aroso. Nankeo am'i Jesosy izy, de nagnano hoe: "Tompo, tsy mampagnino an'Nao ma ny namelan'ny ravaviko anà hanompo rerika? Mba taravo izy mba hanampy anà." \v 41 Fa namaly ny Tompo ka nagnano tamin'azy hoe: "Marta, Marta, magnahy am'ra maro be enao, \v 42 kanefa ra raika ihany no tegna ilaina. Maria de efa nifidy ze tsara indrindra, ze tsy ho alana amin'azy."