1 line
424 B
Plaintext
1 line
424 B
Plaintext
\v 40 \v 41 \v 42 Fa Marta sahirana be tamin'ny fikarakarana ny ahanina aroso. Nankeo am'i Jesosy izy, de nagnano hoe: "Tompo, tsy mampagnino an'Nao ma ny namelan'ny ravaviko anà hanompo rerika? Mba tineno izy mba hanampy anà." Fa namaly ny Tompo ka nagnano tamin'azy hoe: "Marta, Marta, magnahy am'ra maro be enao, kanefa ra raika ihany no tegna ilaina. Maria de efa nifidy ze tsara indrindra, ze tsy ho alana amin'azy." |