plt-x-sihanaka_luk_text_reg/22/69.txt

1 line
349 B
Plaintext

\v 69 Fa magnomboka zao, ny Zanak'Ôla de hipetraka akeo an-tagnana an-kavagnan'ny herin'Andriamanitra." \v 70 Izy daôly nitare hoe: "De Zanak'Andriamanitra zany Anao?" Jesosy nitare tamin-jareo hoe: "Vôlazanareo fa Za no Izy."\v 71 Zareo nitareo hoe: "Magnino no mbôla mila vavolombelona tsikana? Fa tsika mitsy no naregny avy tamin'ny vavany."