plt-x-sihanaka_luk_text_reg/22/49.txt

1 line
321 B
Plaintext

\v 49 Rafa natazagna ny ra nitranga reo ze nagnodidina an'i Jesosy, de nitare zareo hoe: "Tompo, tokony hamely amin'ny sabatra ma zahay? \v 50 Avekeo ny raika tam'reo namely ny mpanompon'ny mpisorognabe, ary nagnapaka ny sofigny havagnana. \v 51 Jesosy nitare hoe: "Ampy zay!" Nokasihiny ny sofogny, ary nositragniny izy.