plt-x-sihanaka_luk_text_reg/22/43.txt

1 line
225 B
Plaintext

\v 43 De nisy anjely avy aigny n-dagnitra nibôgna tamin'Azy, nampahery an'Azy. \v 44 Takao agnatin'ny fangirififiana, nivavaka tamin-kafanam-po mafy kokoa Izy, ary ny hatsembôny de lasana ôtran'ny rà nitate tamin'ny tany.