plt-x-sihanaka_luk_text_reg/22/35.txt

1 line
380 B
Plaintext

\v 35 De nitare tamin-jareo Jesosy hoe: "Rafa nandefa an'nareo tsy niaraka tamin'ny fitôram-bola, kitapom-batsy, na kiraro Za, nisy ra tsy ampy an'nareo ma?" Namaly zareo hoe: "Tsisy." \v 36 De nitare tamin-jareo Izy hoe: "Fa zao, ze managna fitôram-bola, ôka izy hiaka an'zany, na kitapom-batsy iany kô. Ze tsy managna sabatra de tokony hivarotra ny lambany ary hividy raika.