plt-x-sihanaka_luk_text_reg/22/33.txt

1 line
272 B
Plaintext

\v 33 Petera nitare tamin'Azy hoe: "Tompo, vonona hiaraka Aminao za na aigny am-ponja na ho aigny amin'ny fafatesana." \v 34 Jesosy namaly hoe: "Taraviko aminao, ry Petera, tsy haneno ny akoho am'zay andro zay, melôhan'ny handavanao Anà intelo hoe mafantatra Anà anao."