plt-x-sihanaka_luk_text_reg/22/26.txt

1 line
368 B
Plaintext

\v 26 Fa tsy ôtran'zany mitsy ny aminareo. Mifagnohitra am'zany, ôka ze lehibe ndrindra aminareo ho lasa ôtran'ny kely ndrindra, ary ôka ze manan-danja ndrindra ho tonga salan'ze magnompo. \v 27 Fa iza no lehibe kokoa, ze mipetraka amin'ny latabatra, se ze magnompo? Tsy ze mipetraka akeo amin'ny latabatra ma? Kanefa Za aketo aminareo ôtran'ny raika ze magnompo.