plt-x-sihanaka_luk_text_reg/22/19.txt

1 line
326 B
Plaintext

\v 19 De nandray ny mofo Izy, ary rafa nisaotra, de notapahiny zany, ary nameny an-jareo, de nitare hoe: "Ty ny vatako ze amena ho an'nareo. Ataovo zao ho fatserovana Anà."\v 20 Noraisiny salan'zany kô ny kapôka rafa vita ny sakafo, de ozy hoe: "Ty kapôka ty de le fanekena vaovao amin'ny ràko, ze narotsaka ho an'nareo.